Dikan'ny teny : nahandro

Hampiditra dikany hafa
a.: Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo — na nandrahoina — mba ho masaka: Dia naroson'ny tompon-trano ny nahandro. • Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.033