Dikan'ny teny : na... aza

Hampiditra dikany hafa
Na dia... aza ppt. feh.: Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian'ny toe-javatra iray: Na maro aza ny uoninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0623