Dikan'ny teny : mpanohariana

Hampiditra dikany hafa
a.: Antokon' olona manohitra ny fiovana izay tian'ny antoko iray eo amin'ny fahefana hatao, ka mitetika ny hamerina indray ny fomba narahina teo aloha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.027