Dikan'ny teny : mpanjaitra

Hampiditra dikany hafa
(zaitra) a.: Olona manjaitra, izany hoe mandidy sy manakambana ny lamba ho tonga akanjo, ka izany no ataony antom-pivelomana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0466