Dikan'ny teny : mozika

Hampiditra dikany hafa
(fr, musique) a.: Zavamaneno: Inona no mozika tao? ? Feon-javamaneno: Tiako ny mozika, ? Fahaizana mitendry na mitsoka zavamaneno: Mianatra mozika isan-kariva izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.023