Dikan'ny teny : monta
Hampiditra dikany hafa
a.: Voatavo madinika tsy mba fihinana fa mangidy. * p. t.: Mangidy mafaika, na handatra. ? h. i.: Mavesa-danja, mafonja.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha