Dikan'ny teny : monina

Hampiditra dikany hafa
(onina) mt. s. (monena): Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy. ? Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise. ? Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao am in y. ΒΆ M.h.: Mipetraka, milasy, mitoetra, mitomoetra, miorin-dasy, maka toerana, manorim-ponenana, mamitsaka, miampirina, mialokaloka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0772