Dikan'ny teny : mivolo
Hampiditra dikany hafa
(solo) mt. s.: Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro miuolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! / Miuolon'andro ririnina izany andro izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha