Dikan'ny teny : mivokoka
Hampiditra dikany hafa
(uouoka) mt. s.: Mivolantsinana, milantsika: Tsy azo anaouana lohatrano ity hazo ity fa miuokoka loatra. ? Miondrika, miletsy, manjoko: Nampatahelo er? ny nijery azy niuokoka azon' ny entana nentiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha