Dikan'ny teny : mivoho
Hampiditra dikany hafa
(voho) mt. s.: Mana-na na misy voho...: Mivohon-tsokatra (marions vohon-tsokatra, mitovy firafitra amin'ny hoe mimasomborondolo). - F.-p.: Mivohom-pafana, miuohon-tsotro: mivohitra, mibohitra. / Miuoho-mamba: tsy manaiky ny mpitondra. / Tsy mivohovoho: sahisahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha