Dikan'ny teny : mivinitra

Hampiditra dikany hafa
(vinitra) mt. s. (mivinira): Tezitra: Nivinitra mafy tamin'ny zanany izy omaly. ? (miaramila) Mijoro henjana manao tsy an-kihetsika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073