Dikan'ny teny : mivendrivendry
Hampiditra dikany hafa
(uendrivendry) mt. s.: Mitotototo mankatsy, mitotototo mankaroa. * Mipendrampendrana, jemby, badenina: Miuendriuendry anie ny masoko izany e! * Mirediredy, miteniteny foana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha