Dikan'ny teny : mivenavena
Hampiditra dikany hafa
(venavena) mt. s.: Misokatra makadiry, mitanatana. ? Mitaraikiraiky, mitahontahona: Ity zaza ity hoa miuenauena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha