Dikan'ny teny : mivareraka
Hampiditra dikany hafa
(vareraka) mt. s. (mivareraha): (fitafiana) Miborotsaka mirefarefa: Trotraka aoka izany angamba izy ka ny lambany avy no mivareraha tsy voasampiny intsony. 4 Miboretaka kivy sy ketraka: Nivareraka izy raha vao nahare ny fahasimban' ny famboleny tamin'ny havandra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha