Dikan'ny teny : mivanàka
Hampiditra dikany hafa
(vanàka) mt. s. (mivanakà): Mijery toy ny adala, ny vava mitanatana. • Gaga sady taitra tampoka ka mitanatana fotsiny ny vava.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha