Dikan'ny teny : mivalombalona
Hampiditra dikany hafa
(vĂ lona) mt. s.: Mihetsika toy ny rano tsofin'ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha