Dikan'ny teny : mivaingana
Hampiditra dikany hafa
(vaingana) p. t.: Mivongana ho bontolo makadiry be. • h.o.: Misongadina: Hita mivaingana izao ny hadisoany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha