Dikan'ny teny : mivahovaho

Hampiditra dikany hafa
(uahouaho) mt. s.: Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka a-sa na reraka na mangatsiaka. • Miambakambaka, miakanakana, mivakavaka, miambatrambatra: Nivahovaho aoka izany er? izy raha nandahateny tamin'ny uahoaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0554