Dikan'ny teny : mivahavaha

Hampiditra dikany hafa
(uàha) mt. s.: Tsy tena mivaha, na mivaha matetika. • Enti-milaza lamba efa tonta ka mitsoaka na miala amin'ny toerany ny kofehy. • Trotraka izaitsizy: Mivahauaha be ihany izany taolako izany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1133