Dikan'ny teny : mivaha
Hampiditra dikany hafa
(vaha) mt. s. (mivaha): Miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao. • Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby. • Tapaka: Nivaha ny fanekenay. • (f.s.b.) enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha