Dikan'ny teny : mitsotra
Hampiditra dikany hafa
(tsotra) mt. s. (mitsôra): Mandry miampatra, miampatra, mitsingadina, tsy mivonkina: Mitsora ianao fa tery ny fandriana. /Mitsotra ambony ahitra. ? Mivelatra henjana: Tsy ho azo didiana ity lamba ity raha tsy mitsotra. ? Miteny milaza ny mari-na tsy misy afinafenina: Aoka ianao hitsotra rehefa anontaniana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha