Dikan'ny teny : mitsororika

Hampiditra dikany hafa
(tsororika) mt. s. na p. t.: Lava manify mikiraviravy hilatsaka: Mitsororika ny ravin'ny hazoma?aheio. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.045