Dikan'ny teny : mitsopaka

Hampiditra dikany hafa
(tsopaka) mt. s.:Milentika, miditra lalina: He-no nitsopaka tany anaty no-fo ny benitra. ? Mandroso miditra, mitsapaka: Eto amin'ity toerana ity, ny tany dia mitsopaka anatin'ny ranomasina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066