Dikan'ny teny : mitsolotsolo
Hampiditra dikany hafa
1.
(tsolo) p.t.: Marani-doha, kitso loha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tsolo) mt. s.: Miserana, mandalo vetivety eo ambony afo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha