Dikan'ny teny : mitsoitsoy
Hampiditra dikany hafa
(tsoitsoy) mt s. na p. t.: Vonto ka tsontsorihan' ny rano: Nampalahelo er? ny nahita azy nitsoitsoy niditra ny trano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha