Dikan'ny teny : mitso-drano
Hampiditra dikany hafa
(tsoka rano) mt. p. (mitsdfa rano): Mirary, maniry soa ho an'olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna. ? Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina. / Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha