Dikan'ny teny : mitsipotipotika
Hampiditra dikany hafa
(potika) mt. s.: Mitsinjarazara kely imbetsaka fa tsy atao indray mandeha: Mitsipotipotika ny fanomezany ny uolako hany ka sahirana er? aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha