Dikan'ny teny : mitsingozahoza
Hampiditra dikany hafa
(tsingozahoza) mt. s. na p. t.: Reraka zara raha afa-mandeha, mihozangozana, mangozohozo: Mbola mitsingozahoza izy ka tantano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha