Dikan'ny teny : mitsingedana
Hampiditra dikany hafa
(tsingedana) mt. s.: Mandry mivalampatra mitsotra toy ny amalo-maty; mivalandotra, mitsingadina: Mitsingedana eo ambon y ahitra ny ankizy sasany rehefa avy milalao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha