Dikan'ny teny : mitsikofokofoka
Hampiditra dikany hafa
(tsikofokofoka) mt s. (mitsikofokofdha): Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto a! ? Mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihavatravatra: Nitsikofokofoka ohatra ny olona mararin-jauatra ilay zaza.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha