Dikan'ny teny : mitsetsetra

Hampiditra dikany hafa
(tsetra) mt. s. (mitsera): Mamoaka feo avy amin'ny molotra sy ny nify ho fanehoana fangorahana na fiaraha-miory amin'ny malahelo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065