Dikan'ny teny : mitsetra

Hampiditra dikany hafa
(tsètra) mt. p. sady mt. s. (mitsera): Malahelo, mangoraka: Mitsetra ny zaza kamboty izy. ? Mitaraina, mitoloko: Mitsetra manjofotry ny andro izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.019