Dikan'ny teny : mitsentsitra

Hampiditra dikany hafa
(tsentsitra) mt. p. (mitsentsefa): Mitroka ranon-javatra amin'ny vava, mitroka ny ao anaty zavatra: Nitsentsitra voasary laoranjy ny marary. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0639