Dikan'ny teny : mitsefotra
Hampiditra dikany hafa
(tsefotra) mt. s. (mitsefora): Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo. ? Mamoaka tampoka rivotra voangona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha