Dikan'ny teny : mitsatsàka
Hampiditra dikany hafa
(tsatsàka) mt. s.: Mamarana ny fitotoam-bary efa madiva ho fotsy; mamotsy ny vary. ? Enti-milaza hanina tsakoina ka toa heno tapaka miaraka amin'izay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha