Dikan'ny teny : mitrifana
Hampiditra dikany hafa
Mitrifantrifana (tri-fana) mt. s. (mitrifàna): Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha