Dikan'ny teny : mitriatra
Hampiditra dikany hafa
(triatra) mt. s.: Ro-vitra, tataka, mitataka: Mitriatra ny pataloany. ? Mitsefaka, miveraka, mivava: Nitriatra ny tamboho uoan' ny balan-tafondro. Mitribitribika, Mitribitriby (tribitribika na tribitriby) p. t.: Be dia be, mihahohaho, miretsidretsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha