Dikan'ny teny : mitrerona

Hampiditra dikany hafa
(trerona) mt. s. (mitrerĂ na): Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona amin'ny feo: Mifihifihy er? Ikoto kely raha uao mitrerona rainy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071