Dikan'ny teny : mitopy
Hampiditra dikany hafa
(topy) mt. s. (mitopaza): (maso) Miantefa mijery kely miserana: Nitopy tany amiko ny masony ka menatra aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha