Dikan'ny teny : mitopatopa
Hampiditra dikany hafa
(topatopa) mt. s.: Mihetsiketsika, mihevingevina, manonja: Mitopatopa ny alon-drano, ΒΆ M.h.: Manonjanonja, mivalombalona, mitomenjamenjana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha