Dikan'ny teny : mitombana
Hampiditra dikany hafa
(tombana) mt. s. (mitombàna): Miseho ho manana toetra toy izao sy toy izao: Mitombàna ho lehilahy fa aza kanosanosa mifararemotra eo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha