Dikan'ny teny : mitoky

Hampiditra dikany hafa
1. (toky) mt. s. (mitokia): Mamosavy, mamorika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (toky) mt. (mitokia): Mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin'olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho. ? Miankina, miantehitra: Aza mitoky amin'ny fahaizan'ny tena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097