Dikan'ny teny : mitokona
Hampiditra dikany hafa
(tokona) mt. s. (mitokdna): Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto. ? Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra Pr? Ambohitsitononina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha