Dikan'ny teny : mitoko

Hampiditra dikany hafa
(toko) mt. s. (mitokoa): Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny a-nana ka firy toko no alainao? • Mahazo isa amin'ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin'izao ny mpilalao malagasy. - F.-p.: Mitoko uory: entimilaza ny vary efa mamorivory madiva handroatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076