Dikan'ny teny : mitofendro
Hampiditra dikany hafa
(tofendro) mt. s.: Miketrona, mifararemotra toy ny hitomany: Nitofendro aoka izany ny endriny ka tsy sahy nijery azy aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha