Dikan'ny teny : mitofefika
Hampiditra dikany hafa
(tofefika) mt. s.: Mihilana, miraika, mirona, mitady hihohoka: Nitofefika ny lakana ka natahotra izaitsizy aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha