Dikan'ny teny : mitodika
Hampiditra dikany hafa
(todika) mt. s, na mt. p. (mitodiha): Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin'ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana. ~ h.o.: Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha