Dikan'ny teny : mitete

Hampiditra dikany hafa
(tete) mt. s.: Milatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Misy rano mitete ao an' efitra. ? Misy loaka ka mandefa ny rano hilatsaka mitsitaitaika: Mitete ny tafonay any ambaniuohitra. / Mitete ity siny ity fa tsingino. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076