Dikan'ny teny : mitemoka

Hampiditra dikany hafa
(temoka) mt. s.: Mipetraka eo amorony kely. 1 Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nitemoka ilay famantaranandroko teto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0664