Dikan'ny teny : mitangezaheza
Hampiditra dikany hafa
(tangezaheza) mt. s.: Mijanona mijoro tsy mandroso tsy mihemotra, miahanahana mijoro, mangezaheza: Nahoana no mitangezaheza eo am-baravarana fotsiny eo ianao?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha